Nahazo tale jeneraly vaovao ny Aviation Civile de Madagascar (ACM). Androany no notanterahana ny famindram-pahefana teo amin'ny tale teo aloha, Jean Robert Razafy sy ny tale vaovao, James Andrianalisoa. Fotoana izay nahafahany namaritra ny laharam-pahamehana.
|